auto save

This commit is contained in:
MAD136 2020-02-16 21:56:05 -05:00 committed by root
parent 5e75eac282
commit 0847f72574
1 changed files with 1 additions and 0 deletions

1
11/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 I Jesosy nizaka tamindreo hoe: «ià aminareo gne hàna nàma, ary handeha aminazy ame sasakaly, ary hagnano aminazy hoe: «Ry Nàma, mba ampindramo mofo telo ià, \v 6 fa misy namako raiky avy lavitry, ary tsy mana nino nino ome enazy ià». \v 7 Ary mety hamaly enazy gne raiky tame tragno ka hagnano hoe: «ka mangelingeligny enàh». Efa mihidy gne varangara, ary gne zanako, efa ambony fandria, miray aminah. Tsy afaky mitsanga ià hagnome mofo enao». \v 8 Mizaka aminareo ià, ndre tsy mitsangà sady tsy magnome mofo enareo izy satria namany enareo, da nohone fiezahanao tsy misy hegnatry, da hitsanga izy ary hagnome anareo gne mofo ilainareo aby.