diff --git a/15/25.txt b/15/25.txt new file mode 100644 index 0000000..b9d4446 --- /dev/null +++ b/15/25.txt @@ -0,0 +1 @@ +25 Ary gne voaloan-janany da tagny atonda. Laha hoavy ary nianariny gne tragno izy, da naharè mozika sy dihy izy. 26 Nangaiky gne raiky tam’gne mpanompo izy ary nagnontany enazy hoe mety ho ino iza raha za. 27 Gne mpanompo da nizaka taminazy hoe: «tafaverigny andragno ao gne rahalahanao ka novonoin’iabanao gn’anak’aomby vondraky, satria avy soa aman-tsara izy! 28 Vignitry gne voaloan-jaza, ary tsy nety niditry, da nijotso iabany, ary nengavy enazy. 29 Kanefa namaly gne voalohan-jaza hoe: «Hiteo, efa taona maro gne nanompoako enao, ary mbola tsy nandika gne lalagnanao ia, ary enao tsy mbola nagnome ndre da zanak’osy nindesiko nikora tamin’ireo namako aza, 30 kanefa rehefa avy gne zanakao lelah, izay nampizara gne fanagnanao tame mpivaro-tegna, da novonoinao ho anazy gne zanak’aomby nafahy». 31 Hoy iabany taminazy se: «Anaky, enao gne miray amina matetiky, ary gne rahako aby da anao. 32 Kanefa rariny ho antsika gne mikora sy mifaly, satria io rahalahanao io da efa maty, ary ankehitriny da velo koa; very izy, ary ankehitriny da hita koa»». \ No newline at end of file