\v 47 Da nampinatry isan'andro tao an-tempoly Jesosy. Gne mpitariky gne mpisorogny sy gne mpanora-dalàgna ary ireo mpitariky gne vahoaky da nitady hamono anazy, \v 48 fa tsy nahita fomba hagnanoa enizà indreo, satria nazoto niteno Enazy gne vahoky aby.