\v 26 Indreo da nahazo gne faritr’i Gerasena, izay tandrifigne ranon’i Galilea. \v 27 Ary niakatry tambohotry i Jesosy da nifankahazo tame lelah raiky avy ta-tanà izay nisy demonia. Ary efa ela izy tsy nisiky, ary tsy nidoboky tandragno fa tame kobory.