2020-02-16 10:59:33 +00:00
|
|
|
|
\v 9 Avy teo gne devoly da ninday en’i Jesosy tagny Jerosalema ary nahisiny tame farany akaboane tempoly, ary nizaka taminazy izy hoe: «laha zanak’Andriamanitry enao, da alatsay avy ety gne vatanao. \v 10 Satria efa voasoratry hoe: «hibeko gn’anjeliny gn’aminao Izy», \v 11 ary «indreo da apiakatry enao ame tagna mba tsy ho tafatohone vato gne tombokao»».
|