tkg_luk_text_reg/22/24.txt

1 line
257 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-03-03 06:35:22 +00:00
\v 24 Da misy fifamalia nitranga koa teo amindreo mikasiky izay hevery ho zakabe indrindra amindreo. \v 25 Nizaka tamindreo Izy hoe: "gne mpanjakane Jentilisa da tompondreo, ary izay mana fahefa amindreo da atao ho toy ny gne magnano tsara ho anè vahokiny.