tkg_luk_text_reg/14/25.txt

1 line
394 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-18 06:04:48 +00:00
\v 25 Ary vahôky maro gne nandeha niray taminazy, ary nitodiky Izy ary nizaka andreo hoe: \v 26 «laha misy aminareo magnato Enah ary tsy malaigny eniabany, eniendriny, gne vadiny, gne zanany, gne rahalahany sy gne rahavaviny, ary na gne fianany koa, da tsy afaky gne ho mpianatriko izy. \v 27 Niza niza tsy minday gnhazofijaliany ary magnaraky Enah da tsy afaky ho mpianatriko.