tkg_luk_text_reg/15/08.txt

1 line
476 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-18 07:31:12 +00:00
\v 8 Ndre ia viavy ka mana farantsa kidy folo, laha very gne farantsa raiky, gne tsy handrehitry gne jiro, hamafa gne tragno, ary hitadia amim-pahazotoa mandra-pahita eniza? \v 9 Rehefa hitany iza, da angiany aby gne namany sy gne mpiara-minigny aminazy, ka nizaka hoe: «mifalia miaraky amina, fa itako gne farantsa kidy raiky izay very». \v 10 Akoiza koa, ia mizaka aminareo, misy fifalia eo agnatrehanigne gnAnjelinAndriamanitry ame mpanota raiky izay mibebaky».