tkg_luk_text_reg/10/10.txt

1 line
396 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-17 02:33:20 +00:00
\v 10 Ndre ovia ndre ovia enareo gne miditry Tanà ka tsy mandray enareo indreo, da mijotsoà egny andala ary zakay hoe: \v 11 «fa ndre da vovoky gne tagnanareo gne mirekitry ame tombokay da ho fafanay hanohitrenareo! Fantaro anefa izao: efa magnakeky gne fanjakanAndriamanitry». \v 12 Koragniko aminareo fa ame gnandro fitsara da ho azo lefery koa gnani Sodoma nohonizà Tanà zà.