2020-02-13 12:54:41 +00:00
|
|
|
\v 3 Avy teo gne Satana niditry tam'i Jodasy Iskariota, raiky ramin'ireo roy ambiny folo. \v 4 Jodasy nandeha nandeha tagny amigne lohanè mpisorogny sy gne kapiteny ary niady hevitry tamidreo gnamè fomba hamadiany an'i Jesosy eo amindreo.
|