tkg_luk_text_reg/05/12.txt

1 line
388 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-16 10:59:33 +00:00
\v 12 Da niboda izao tranga izao laha ambola tame raiky tame tanà maro tao i Jesosy, da nisy lelah boka raiky teo. Laha nahita ani Jesosy izà da nandohaliky taminazy ary nangataky nagnano hoe: «Tompo, raha mba mety aminao, da diovo ià». \v 13 Ary da nagnatatry gne tagnany i Jesosy ary nikasiky enazy, nizaka hoe: «mety ià. Madiova». Teo no ho eo da niala taminazy gnaboka.