2020-02-16 10:59:33 +00:00
|
|
|
|
\v 1 Ary izao gne zava-nisy, laha nilagno nagnodidy en’i Jesosy gn’olo ary niteno gne zakan’Andriamanitry da nitsanga tamorone farihin’i Genesareta Izy. \v 2 Nahita sambokidy roy nijano tamorone farihy Izy. Efa nijotso tao gne manjono ary nanasa gne haratondreo. \v 3 Niditry tame raiky tame sambokidy i Jesosy ary da gnan’í Simona izà, ary nangataky enazy mba handefa eniza ategnategnan-drano. Ary avy teo Izy da nidoboky ary nampianatry gn’olo ivelane sambokidy.
|