tkg_luk_text_reg/15/20.txt

1 line
313 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-18 07:31:12 +00:00
\v 20 Noho iza, nandeha ilay faralah ka mandeha amiabany. Laha ambola lavitry izy, da hitanilay rainy, ary faly sahira, ka nihazakazaky, ary namihy sy nagnoroky enazy. \v 21 Gne zanany lelah, nizaka hoe: «Abà ! efa nonota tame lagnitry sy tagnatrehanareo ia. Tsy mendriky gne angianao hoe: «zanakao ia».