tkg_luk_text_reg/23/03.txt

1 line
394 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-15 05:55:20 +00:00
Pilato nagnontany Anazy, mizaka hoe: "Enao zany gne mpanjakanè Jiosy?" Jesosy namaly anazy ary nizaka hoe: "Voalazanao." Pilato nizaka tam'ireo lohanè mpisona sy gne vahoky hoe: "Tsy mahita fahadisoa am'ity lelahy ity iaho." Fa mbola nagnizingizy indreo, hoe: "Magnakorota gne vahoky io, mampianatry magneragne ny Jodia manontolo, manomboky avy agny Galilia na hatreto am'ity toera ity kada."