tkg_luk_text_reg/22/56.txt

1 line
392 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-14 13:33:59 +00:00
\v 56 Nisy mpanompo vavy raiky nahita anazy raha nidoboky tamigne fahazavane gn'afo izy, ary nagnety mahitsy enazy sy nizaka hoe: "Ity lelahy ity koa da niary taminazy." \v 57 Fa petera nandà an'izà, nizaka hoe: "Eh raviavy, tsy fantako Izy." \v 58 Afaky kidikidy da nisy olo hafa nahita anazy, ary nizaka hoe: "Enao koa raiky amindreo." Fa Petera nizaka hoe: "Eh ralehilahy, tsy izy iaho."