2020-02-13 12:54:41 +00:00
|
|
|
\v 19 Da nandray gne mofo Izy, ary rehefa nisaotry, da notapahany izà, ary nomeny andreo, da nizaka hoe: "Ity gne vatako izay omena anareo. Anio izao ho fahatsiarova Anahy."\v 20 Noresiny akoizà koa gne kapôky rehefa vita gne sakafo, da hoy izy hoe: "Ity kapôky ity da ilay fagnekè vaovao ao amigne ràko, gne nalatsaky ho anareo.
|