tkg_luk_text_reg/16/29.txt

1 line
415 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-18 07:47:36 +00:00
\v 29 Fa i Abrahama da nizaka hoe: «mana ani Mosesy sy gne mpaminany indreo; aoka indreo hiteno endreo». \v 30 Ary namaly gne lelah mpanakaria hoe: «diso, Abrahama Ray, fa raha misy avy ame maty mandeha amindreo, da hibebaky indreo». \v 31 Fa i Abrahama koa da nizaka taminazy hoe: «raha tsy miteno eni Mosesy sy gne mpaminany indreo, da tsy ho resy lahatry mihitsy na misy olo mitsanga ame maty aza»».