tkg_luk_text_reg/13/28.txt

1 line
420 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-18 06:04:48 +00:00
\v 28 Hisy fitomangia sy fahararizane nify laha vao mahita eni Abrahama, Isaka, i Jakoba sy gne mpaminany aby ao ame fanjakanAndriamanitry enareo, kanefa voarohaky agny ivelany enareo. \v 29 Indreo da ho avy latatsignana, latakandrefa, latavaratry, ary latatsimo ka hidoboky eo ame latabatry gne fanjakanAndriamanitry. \v 30 Fantaro izao, gne mevan-danja gne ho voalohany, ary gne mavesan-danja gne ho farany».