tkg_luk_text_reg/12/04.txt

1 line
284 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-18 06:04:48 +00:00
\v 4 Mizaka aminareo Iaho namako, ka matahatry enareo izay mamono gnay, ary afaranizà da tsy misy nino nino azony any etsana. \v 5 Fa hampitandry enareo Ià gne aminizay hatahora. Matahora izay manam-pahefa hagnary agny ame helo. Eka, mizaka aminareo ià, matahora Anazy.