tkg_luk_text_reg/07/33.txt

1 line
315 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-16 10:59:33 +00:00
\v 33 Fa i Jaona mpagnano batisa da avy nihina mofo ary tsy nisotro divay, da hoy enareo se: «Misy demonia izy». \v 34 Gne zanakOlo avy nihina sy nisotro, da hoy enareo se: «Hiteo heky aza, fa te hany sy mpisotro Izy, namane mpandagno hetra sy mpanota !». \v 35 Fa gne fahendre da vomarigny ame zanany aby».