tkg_luk_text_reg/01/59.txt

1 line
299 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-16 08:48:42 +00:00
\v 59 Ary tame gnandro fahavalo da avy hamora gne zaza indreo. Saiky ho angiandreo hoe: «Zakaria», araky gnagnaraniabany izy. \v 60 Kanefa i endriny gne namaly ary nizaka hoe: «tsia». I Jaona gne hangia anazy. \v 61 Ary hoy e namany se: «tsy misy ame gnavanao angia anizàagnara zà?»