tkg_luk_text_reg/01/30.txt

1 line
452 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-01-30 15:48:59 +00:00
\v 30 \v 31 \v 32 \v 33 30 Hoy gnanjely taminazy se: «ka matahatry, ry Maria, fefa nahazo fankasitraha tame gnAndriamanitry enao. 31 Eh! Ho bevohoky enao ary ho teraky lelah. Ary gnagnarany da atao hoe «Jesosy». 32 ho lelabe izy ary ho atao hoe zanaky gne Avo Indrindra. Gne Tompo Andriamanitry hagnome enazy gne seza fiandrianani Davida razambeny. 33 Ary hanjaka mandrakizay ame teraki Jakoba izy, ary tsy ho tapitry gne fanjakany».