2020-02-18 06:04:48 +00:00
|
|
|
|
\v 13 Avy eo nisy olo raiky avy tame vahôky nizaka taminazy hoe: «Ry mpampianatry, zakay gne rahalahako mba hizara gne lova aminah». \v 14 Jesosy nizaka taminazy hoe: «Ralehilah, ia gne nagnano enah ho mpitsara na mpagnelagnela anareo? » \v 15 Hoy izy tamindreo hoe: «mitandrema mba hiarova gnainareo lavitry gne fagnirian-dratsyaby, satria gne fiainan’olo raiky da tsy miaky ame fitobaky gne fanagnany. »
|