tkg_luk_text_reg/01/36.txt

1 line
379 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-16 08:48:42 +00:00
\v 36 Igny, Elizabeta havanao da bevoky zazalelah evakoa ndre da tame fahaterany izà. Efa ame faha enim-bolany izy zao, izy e nany hoe momba. \v 37 Satria tsy misy raha tsy azo tanterahagny laha ame gnAndriamanitry». \v 38 Hoy Maria: «Eh!, iaho gne mpanompo vavinny Tompo. Engany anie mba ho tanteraky aminah izà araky gne hafatrao».Ary niala taminazy teo gnanjely.