2020-02-16 10:59:33 +00:00
|
|
|
|
\v 3 namaly endreo i Jesosy ka nizaka hoe: «ambola tsy novakinareo me gne teny mizaka gne namboarin’i Davida laha mosare izy, izy gne lelah niray taminazy? \v 4 Nandeha tao ame tragnon’Andriamanitry izy, ary nangala gne mofon’ny fanatreha sy nihina gnasasany tam’zà, ary nomeny asasany koa gne lelah nindray taminazy mba hihina, gne mpisorogny gne ekene lalàgna ihina anzà». \v 5 Avy teo Izy da nizaka tamindreo hoe: «gne zanak’Olo gne tompone sabata».
|