2020-02-12 13:21:20 +00:00
|
|
|
\v 27 Rehefa avy taminazy gne sasany tam'ireo Sadoseo, ireo izay nizaka fa tsy misy gne fitsangana amigne maty, \v 28 nagnontany Enazy indreo, nizaka hoe: "Ramosè eh, Mosesy da nanoratry ho antsika fa raha maty gne rahalahany gne lelahy raiky, ary tsy mana zanaky, da tokony hangala vady gne vadiny gne rahalahany ilay lelahy, ary hagnome zanaky ho anigne rahalany.
|