tkg_luk_text_reg/04/20.txt

1 line
439 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-16 10:59:33 +00:00
\v 20 Avy teo da nahorony gne taratasy, napodiny tame mpitandrina, ary nidoboky Izy. Nagnety enazy aby gnolo tao ame synagoga. \v 21 Nanomboky nikora tamindreo Izy hoe: «androany da efa tanteraky eto agnatrehanareo izà soratry masina zà». \v 22 gne be sy ny maro da nagnambara tsara gne mikasiky enazy ary kaperatry tame tenim-pahasoava izay norohonine vavany tamindreo, ary nagnotany indreo hoe: «tsy gne zanaki Josefa me io?»