2020-02-15 10:49:19 +00:00
|
|
|
\v 46 Nitoreo tamigne feo mafy Jesosy nizaka hoe: "Ray ô, eo an-tagnanao gn'ametrahako gne fagnahiko." \v 47 Rehefa avy nizaka an'izà Izy, da maty. Rehefa hitanè kapiteny gne raha nitranga, da nagnome voninahitry anè Zagnahary izy, hoe: "Azo antoky dato fa olo marigny ity lelehy ity."
|