tkg_luk_text_reg/14/04.txt

1 line
321 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-18 06:04:48 +00:00
\v 4 Fa indreo da nangy aby. Noho izà da noresini Jesosy izy, ary da notsaboiny, da nalefany handeha. \v 5 Hoy izy tamindreo se: «ia aminareo managnanaky lelah na aomby latsaky ame lavadrano ame gnandro sabata gne tsy hisonto gnanazy malaky? » \v 6 Indreo da tsy nisy nahavita nagnome valiny aminizà raha za.