tkg_luk_text_reg/01/34.txt

1 line
348 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-01-30 15:48:59 +00:00
\v 34 \v 35 34 Hoy i Maria taminizà anjely zà se: «akoignaia gne hahantanterakeniza, iaho ambola tsy niaraky natory tame lelah teo heky?» 35 Gnanjely namely sy nizaka taminazy hoe: «hilatsaky aminao gne fagna masina, ary gne heringne Avo Indrindra gne ho avy aminao. Ka izà masina zà ho teraky da angia hoe»zanakAndriamanitry».