2020-03-03 07:06:11 +00:00
|
|
|
\v 15 Tsia, ndre i Heroda aza, satria nalefany niverigny taty amitsika Izy, ary iteo, tsy misy ndre ino ndre ino izay mendriky fahafatesa vitany. \v 16 Noho izà da ho faiziko Izy." \v 17 [Fagnamaria: gne famadia tsara indrindra da tsy magnisy gne handininy 17 hoe: ary Pilato da voatery da namotsotry gadra raiky ho an'ireo Jiosy tamign'andro firavoravora.]
|