tkg_luk_text_reg/08/24.txt

1 line
490 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-16 10:59:33 +00:00
\v 24 Avy teo da nagnato eni Jesosy gne mpianatriny ary namoha anazy sady nagnano hoe: «Tompo ô! Tompo ô! Ho faty itsika! » Ary nifoha Izy ary nizaka mafy gne rivotry sy gne rano magnoza, ary da nijano iza ary da nilamy indreo. \v 25 Ary nizaka tamindreo Izy hoe: «aia gne finoanareo? » ary natahatry mafy indreo. Ary natahatry sady da gaga evakoa indreo, ary nifametraky fagnontania hoe: «Ia me Ity io, gnafaky mandidy gne rivotry sy gne rano, ary da magneky Enazy aby iza? »