tkg_luk_text_reg/04/38.txt

1 line
336 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-16 10:59:33 +00:00
\v 38 Da niala tao synagoga I Jesosy ary netsoky tame tragnoni Simona. Ary nampijaline tazo mahery è rafozam-bavini Simona, ary nangataky tami Jesosy indreo mba hitsabo enazy. \v 39 da nitsanga teo agnoloany izy ary nizaka mafy gne tazo, da niala taminazy izà. Teo noho eo da nitsanga izy sady nanomboky nanompo enazy indreo.