tkg_luk_text_reg/19/29.txt

1 line
412 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-11 12:32:48 +00:00
Ary rehefa avy teo akeken'i Betifaga sy Betania Izy, tamigne tendrombohitry angia hoe Oliva, da nagniraky gne roy tamigne mpianatriny Izy, nizaka hoe: "Mandehana agny amigne tanà magnaraky. Rehefa miditry enareo, da hahita zanak'apondra raiky mbola tsy mipitian'olo mihitsy. Vahao izà da indeso aty aminahy. Raha misy magnotany anareo hoe: 'Nagnino no vahanareo io? da zakay hoe: 'Misy ilànigne Tompo enazy.'