tkg_luk_text_reg/05/01.txt

1 line
478 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-16 10:59:33 +00:00
\v 1 Ary izao gne zava-nisy, laha nilagno nagnodidy eni Jesosy gnolo ary niteno gne zakanAndriamanitry da nitsanga tamorone farihini Genesareta Izy. \v 2 Nahita sambokidy roy nijano tamorone farihy Izy. Efa nijotso tao gne manjono ary nanasa gne haratondreo. \v 3 Niditry tame raiky tame sambokidy i Jesosy ary da gnaní Simona izà, ary nangataky enazy mba handefa eniza ategnategnan-drano. Ary avy teo Izy da nidoboky ary nampianatry gnolo ivelane sambokidy.