tkg_luk_text_reg/09/12.txt

1 line
618 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-16 10:59:33 +00:00
\v 12 \v 13 \v 14 12 Ary laha ho ariva gnandro da nagnato enazy è zalah roy amby folo lahy ary nizaka hoe: «alefaso mandeha gne vahôky mba ahafahandreo mandeha ame tanà magnodidy sy ambanivolo mba ahitandreo fatoria miaro sakafo, satria aty ame tany tsisy raha itsika». 13 Fa hoy izy tamindreo se: « Omeo raha hoany indreo». Ary nizaka indreo hoe: «tsy mana afa tsy mofo dimy sy laoky andrano roy iahay laha tsy hoe mandeha iahay ary mividy sakafo ho anio olo maro io». 14 (tokony ho dimy arivo teo ho eo gne lelah teo). Ary nizaka tame mpianatriny Izy hoe: «atokotokano dimapolo dimapolo indreo».