tkg_luk_text_reg/07/18.txt

1 line
441 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-16 10:59:33 +00:00
\v 18 Gne mpianatri Jaona da nizaka taminazy gne mikasiky enio raha io. \v 19 da nagnaiky roy tame mpianatriny i Jaona ka nagniraky enazy ho agny amTompo ary hizaka hoe : «enao me gne ho avy sa ambola handigny hafa iahay ? ». \v 20 Ary laha nagnontany eni Jesosy indreo da hoy ireo lelah hoe : « i Jaona mpagnano batisa gne nagniraky enay aty aminao hagnontany hoe « enao ve gne ho avy sa ambola misy tokony ho diasanay ? » ».