1 line
308 B
Plaintext
1 line
308 B
Plaintext
|
\v 31 Ame gn’ino gne ahafahako mampitovy gnolo avy amin’izà taranaky za? Akoign’ino me indreo ? \v 32 Akoigne zaza mihira ame tsena indreo, izay mipetraky sy mifangaiky ary mizaka hoe : «Nitsotry asody hoanareo iahay, da tsy nandy enareo. Nagnano hira fisaora hoanareo iahay, da tsy notagny enareo».
|