tkg_luk_text_reg/04/35.txt

1 line
449 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2020-02-16 10:59:33 +00:00
\v 35 i Jesosy nizaka mafy tame demony hoe: «ka mizaka koa fa melà!» laha natsipine demony ity lelah ty da hefefiky tagnelagnelandreo, da niala taminazy izy, ary tsy naparatry enazy. \v 36 Da gaga datò gnolo aby, ary nanohy nikora è mikasiky enzà. Nizaka indreo hoe: «mba zaka akognaia lotry me iza? Bekoiny ame fahefaha sy hery gne fagnaha ratsy da miala». \v 37 noho izà da nanomboky niparitaky tame faritry magnodidy enazy gne lazany.