tkg_jud_text_reg/01/12.txt

1 line
393 B
Plaintext

\v 12 Io da gn'olo izay harambato mifiny ao amè anim-pitiavanareo. Mihinana am-pahamegnara, mamoky gne tegnandreo evakoa. Indreo da mika tsy misy rano, entin'e rivotra. Hazo fararano tsy misy voany_indroy maty, niala vahatry. \v 13 Indreo da onjan-dranomasy mahery, magnonjagnonja mamorivory gne fahamegnaran-dreo. Vasia mirerirery indreo, ka vohopy ho azy mandrakizay gne fahamitian'e mizy.