tkg_jhn_text_reg/16/08.txt

1 line
374 B
Plaintext

\v 8 Rehefa tonga izy, da hanaporofo amin'izao tontolo izao ho diso momban'gne fahotà, gne fahamarinà, ary momban'gne fitsarà - \v 9 momban'gne fahotà gne mpagnanatry, satria tsy mino Anah indreo; \v 10 momban'gne fahamarinà, satria hody agny amè Ray Iao, ka tsy ho hitanareo esana; \v 11 ary momban'gne fitsarà, satria gne mpanampaky izao tontolo izao da notsaray.