tkg_jhn_text_reg/06/70.txt

1 line
245 B
Plaintext

\v 70 Hoy Jesosy tamindreo hoe:" tsy ihao gne nifidy nareo, roa ambin'ny folo, ary gne raiky aminareo da devoly?"\v 71 Ary Jodasy zanak'i Simona Iskariota no resahany, satria izy, gne raiky amindreo roa ambin'ny folo, izay hamadiky an'i Jesosy.