|
\v 5 Fa na indreo rahalany aza tsy nino an'azy.\v 6 Noho izany Jesosy nizaka an'azy hoe:"mbola tsy avy gne fahotako, fa gne fotoanareo koa da vonony lalandava. \v 7 Tsy afaky gne hampalalana anareo an'zao tontolo izao, fa ihao no halany satria magnambara fa ratsy ireo asany. |