\v 19 Ary Jesosy nizaka izany mba hahafatarana hoe ame karazana fahafatesana toy gne inona no hagnomezan'i Petera voninahitry an'Andriamanitra. Rehefa avy nizaka izany izy, da hoy izy tamin'i Petera hoe:"magnaraha anaha."