tkg_jhn_text_reg/20/19.txt

1 line
392 B
Plaintext

\v 19 Ary ariva tamin'izay, tamin'io andro io, andro voalohany herignandro, ary ireo varavarangara izay nisy indreo mpianatry, da nihidy nohon'ny fatahorana andreo jiosy, nagnato jesosy ary nitsanga teo afovoandreo ka nizaka azy ireo hoe:"fiadagna ho anareo."\v 20 Rehefa avy nizaka izany izy, da nasehony azy ireo gne tagnany sy gne lanivoany. Faly indreo mpianatry rehefa nahita gne tompo.