tkg_jhn_text_reg/20/03.txt

1 line
325 B
Plaintext

\v 3 Avy eo nandeha nivoaka Petera sy ilay mpianatry hafa, ary nandeha ame kobory indreo. \v 4 Samy niazakazaky indreo, ary nosongonan'ilay mpianatry hafa malaky Petera ary da izy no tonga voalohany zakany ame kobory.\v 5 Avy eo niondriky izy, ary nagnety ilay lambam-paty nipetraky teo, fa mbola nitsofoky tao agnatiny izy.