1 line
380 B
Plaintext
1 line
380 B
Plaintext
\v 6 Ary nisy siny vato enina teo izay fampiasa ame andro fisasan'gne Jiosy, mahazaka roa hatramin'ny telo metatry gne ahahabony. \v 7 Hoy Jesosy tamindreo hoe:" fenoy rano gne siny." Ka nofenoin-dreo hatrame molotriny izany.\v 8 Nony avy eo da hoy izy tamindreo mpanompo hoe:"manovoza amin'izany ary ento agny ame tomponan'andraikitry gne fikarakara." Ka notanterahindreo izany. |