\v 4 Noho izy no nisiam-piaigna, ary io fiaigna io no fahazavan'gne olo aby. \v 5 Gne hazava da mamiratry ao agnatin'gne mizy, ary gne mizy tsy nandresy izany.