tkg_jhn_text_reg/01/01.txt

1 line
242 B
Plaintext

\v 1 Tame voalohany gne nizàka, ary gne zaka tao amin'Andriamanitra, ary gne resaky da Andriamanitry.\v 2 Izany da tao amin'Andriamanitry tame voalohany. \v 3 Gne raha rehetra da avy aminy agnaby, ary raha tsy izy da tsy nisy na ino na ino.