tkg_jhn_text_reg/12/17.txt

1 line
421 B
Plaintext

\v 17 Ary indreo vahoaky izay niaraky taminy tamè nangiany an'i Lazarosy hijoso gne kobory sy nanangagny anazy tamè maty da samy nijoro vavolombelo agnaby. \v 18 Noho izà antony izà avakoa gne nahavy gne vahoaky hitsena Anazy, satria rendreo fa nagnano izà famantara izà Izy. \v 19 Indreo Fariseo noho izà nifampiresaky hoe: "Hiteo, tsy afaky magnano na ino na ino anareo; fa, magnaraky Anazy izao tontolo izao."